Les calendriers malgaches et nouvelle considération sur les célébrations de Nouvel An

Ramisandrazana RAKOTOARISEHENO

76Ny Maro amin’ny Malagasy no tsy mahalala ny vanim-potoana tranainy ny tantara eto Madagasikara. Ao anatin’izany ny tsy fahafantarana ny teti-andro sy kalendrier nampiasaina fahiny na tamin’ny andro faha-Vazimba, na tamin’ny andro faha-Mpanjaka. Ankehitriny dia miezaka ny taranaka mamerina ny adino sy ny tsy fantatra intsony, toa ny ataon’ny “Trano Kolotoraly”. Ny tantara anefa dia milaza fa maro ny karazany ny kalendrier izay nampiasaina teto amin’ny Nosy izay midika harena, kolontsaina nifandimby, ary indrindra tantara nodiavina ny firenena. Tsara raha ampahafantarina ny rehetra fa tsy misy diso izay manao ny fankalazana taona vaovao amin’ny vanim-potoana samy hafa, araka izay mahazatra ny faritra tsirairay. Samy manana ny antony sy ny hasiny avokoa.

Tenizaha:kalendrier, teti-andro, Vazimba, arabo, fanjakana, taom-baovao

23/06/2022