La consommation des ressources sauvages comestibles : analyse des pratiques alimentaires des ménages ruraux de l’Itasy à Madagascar

Felamboahangy RASOARAHONA;Fanilo Tsiory RAHARIMANANA;Rija Fehizoro ANDRIAMANGATIANA;Navalonirina Claudine RAOBELINA;Claire DURAND;Cristèle DELSART;Gaylor RAZAFIMAMONJISON;Bruno Salomon RAMAMONJISOA;Jean Roger RASOARAHONA

73Ny Isan’ny olana goavana ny tsy fanjarian-tsakafo mitarazoka any amin’ny faritra maro eto Madagasikara, indrindra any Itasy. Ny vokatra azo hanina (RSC) dia heverina ho vokatra, tsy avy amin'ny fambolena na fiompiana, izay azo alaina amin'ny tontolo voajanahary na tsia, ary natao hoanin'ny olombelona dia manampy amin'ny fanjariantsakafo. Ny fandalinana ireo voka- pikarohana teo aloha natao dia manasongadina ny tsy fahampian'ny angona manazava ny fampiasana ny RSC. Ity fanadihadiana fikarohana ity dia mikendry ny hamantatra ireo RSC sy hamakafaka ny risika manodidina ny fampiasana azy ireo amin'ny alàlan'ny fanadihadiana. Fanadihadiana miisa 150 miaraka amin'ireo fikambanana sy mponina eo an-toerana no notanterahina. Ny vokatra dia manamafy fa ireo karazana RSC 203 voaisa, fehezin'ny fitsipika ara-dalàna sy fifampifehezana anatiny dia mitana anjara toerana lehibe amin'ny sakafon'ny ankamaroan'ny tokantrano, indrindra mandritra ny vanim-potoanan'ny maitsoahitra. Tsy dia manavanana ny mponina ny fanodinana sy ny fivarotana azy ireny.

Tenizaha: Madagasikara, Itasy, vokatra voajanahary fihinana, fanjariantsakafo, fampiasana

16/06/2022