Anthologie de bernard maris, économiste satirique - Etat de la science économique, de notre comprehension de nous-mêmes et de nos actions

Eric Thosun MANDRARA

25Ny « Ny mpitondra sy ny mpandraharaha mihevitena fa tsy voakasika theory dia, @tena marina, andevozinin’ny ekonomista iray mety tsy fantatra intsony. » (Keynes). Tokony mazava fa mifangaroaro ny fahaizan’ny olon-tsotra ; ary raha tia andamin-kevitra dia tsy mahita afa tsy vondron-kevitra manjaka ankehitriny ao anaty siansa ara-toekarena. Ny tsara entin’i Bernard Maris dia ny fomba fiteniny, izay mitarika aminy fasahina manakisaka ity vondron-kevitra manjaka ankehitriny ity, vondron-kevitra mitondra fandrika, fototra lehibe @ adison-kevitra sy firaviravin-tanana anaty firenena aty Afrika na maneran-tany. Bernard Maris, teraka t@ 1946, nodimandry t@ 07.01.2015 t@ famonon’olona tao Charlie-Hebdo, dia “ekonomista anatin’ny vitsy izay fantatry ny Frantsay.” Toy izao sombin-teniny filazalazany mikasika ny tenany : “Manakina ahy ny olona hoe : “Nefa ianao, mpitsikera lava, tsy mitsahatra mamely ny ekonomia sy ny ekonomista, mba inona no zavatra mety ampianaranao ? ” “

Tenizaha:

13/01/2022