Démocratie et représentativité

RAKOTOARISEHENO Ramisandrazana

228 Ny foto-kevitra demokrasia izay dradradraina ho fototrin’ny fandrosoana sy fanajana ny maro an’isa ao anaty fanjakana iray, dia lasa manana endrika maro ankehitriny. Eto Madagasikara dia mbola iainana ny adi-hevitra eny anivon’ny fokonolona samy hafa, izay toa adino ny mihaino azy ireny ary toa lasa mifandaka mihitsy, any ka manahirana ny mampita sy ny mifanakalo-hevitra, indrindra eo amin’ny lafin’ny politika.

Tenizaha:Demokrasia, adihevitra, fokonolona Madagasikara

13/07/2023