Filoham-pirenena mpisolo toerana ?

RAKOTOVAO Rivo, RANDRIANALIMANGA RAHARIVELO Nombana

224 Araka ny lalam-panorenana dia hiroso amin'ny fifidianana isika Malagasy amin'ity taona 2023 ity, anisan'izany ny fifidianana Filoham-pirenena. Araka ny andininy 46 ny lalam-panorenena "Ny Filohan'ny Repoblika am-perin'asa izay milatsaka hofidina amin'ny Filohan'ny Repoblika dia mametra-pialàna amin'ny toerany enim-polo andro alohan'ny hanatanterahana ny fifidianana Filohan'ny Repoblika. Amin'ny anton-javatra io, ny filohan'ny Antenimierandoholona no misahana ny anjara raharahan'ny filohan'ny Repoblika andavanandro mandra-panolorana ny fahefana amin'ny Filoha vaovao".

13/07/2023