Le Fokonolona : quid de l’opinion des jeunes d’Antananarivo ?

RAKOTONIRINA Rebecca

221 Tandra vadi-koditra amin’ny fisainan’ny Malagasy izany atao hoe fokonolona izany, na ohatra aza ka amin’ny endriny maro no isehoany. Fa ny tanorantsika, manome hasina izany fokonolona izany ve, indrindra eo amin’ny fomba fandraisana fanapahan-kevitra ? Sa fomba efa nilaozan’ny toetr’andro zany ? Fanadihadiana sy fandalinana mitondra valiny am izany ity lahatsoratra ity.

Tenizaha:fokonolona, fomba fandraisana fanapahan-kevitra, tanora, teknolojia vaovao

13/07/2023