Hafatra fitiavan-tanindrazan'i Régis RAJEMISA-RAOLISON ao amin'ny tononkalony « Ilay Nosin-drazantsika ».

RASOLOFOMASY Simon Seta

203 Olomangam-pirenenanamela mamy ho an'ny Malagasy i Régis RAJEMISA RAOLISON. Poety, mpanoratra boky fianarana, mpanaogazety ary mpikambanaamin'ny Akademia izy. Tsapa amin'ny tononkalo nosoratiny ny fitiavan-tanindrazana nananany. Hadihadianaamin'ityvelakevitra ny tononkalo nosoratanymitondrany lohateny hoe : "ilayNosin-drazantsika ». Tononkalo maneho ny fitiavan-tanindrazany ka ilazany ny fananan'i Madagasikara tontoloiaiananamanintona amin'ny fisian'nyzava-maniry, toe-tany sy ny mponina iray teny ary samy mandala ny fihavanana. Ankoatraizany, ny hafatra ho an'ny mpitondra sy ny vahoaka mba samyhikatsaka ny soa ho an'i Madagasikara. Ny tanjon'ityvelakevitraity dia fampahafantarana ny fitiavan-tanindrazan'i Régis RAJEMISA RAOLISON izay tokonyhalain'ny taranaka tahaka. Ity asa ity dia maneho ny hakanton'ny tononkalo nosoratany sy ny fisian'nyfandalana ny soatoavina ary ny hafatra ho an'ny Malagasy.

Tenizaha:Olomanga, Poety, Fitiavan-tanindrazana, hafatra, Taranaka

07/12/2023