Savoir-faire ancien du fer et du cloritoschiste dans le Nord Est de Madagascar.

RADIMILAHY Chantal

178Ny Vokatrynyfikarohanatanyavaratraatsinanan'iMadagasikaramombanyfahaiza-manaofahinymikasikany asa vy syfamokaranafitaovanaavyamin’nyvatodidyataohoevaton-dRasikajyno resahinaamin’ity lahadinikaity. Ireofikarohanaarkeolojikateoaloha nonahalalananykolontsainaRasikajy, fokonaolonananananylazanytao amin'nyfaritraavaratraatsinanan'iMadagasikara, izaytafiditraihanykoatamin'nytambajotra ara-barotratatyamin’nyRanomasimbeIndianina hatramin'nytaonjatofaha9 CE. Nanintonasynampiroborobonyfifanakalozanasynyfifamindranateknolojia, toyny asa vy syfamokaranafitaovanaavyamin’nyvatodidyiofaritraio. Niampynyfahafantaranafisianatoeram-pitrandrahanavatodidyvaovao na dia efamaroazaireohitateoaloha. Rahamikasikany asa vy indray dia ohatrynytsytenanampivelatraloatraiofahaiza-manaoioireoRasikajy fa angambananafatratanyivelanynyankamaroan’nyfitaovana vy nilain-drizareo. Nohonytsyfahampian’nyrakin-tsoratra dia nyarkeolojia no hanampybe dia benyfahafantaranasyfanoratananytantaran’ny lasa ela, izaymatetikatsyampysingatenatokony ho fantatra.

Tenizaha:

14/09/2023