Le fokonolona : quid de l’opinion des jeunes d’Antananarivo ?

RAKOTONIRINA Rebecca

170Ny Tandra vadi-koditra amin’ny fisainan’ny Malagasy izany atao hoe fokonolona izany, na ohatra aza ka amin’ny endriny maro no isehoany. Fa ny tanorantsika, manome hasina izany fokonolona izany ve , indrindra eo amin’ny fomba fandraisana fanapahan-kevitra ? Sa fomba efa nilaozan’ny toetr’andro zany ? Fanadiadiana sy fandalinana mitondra valiny amizany ity lahatsorata ity.

Tenizaha:fokonolona, fomba fandraisana fanapahan-kevitra, tanora, teknolojia vaovao

13/07/2023