le Malgache est-il homo-oeconomicus dans son histoire et sa culture

RAKOTOARISEHENO Ramisandrazana

134Ny Manahirana be ihany ny hatao hoe fampandrosoana ankehitriny. Satria toa noterena fotsiny ny Malagasy anaraka ny an ’ireo vahiny, ka lasa voatery anaty lasitra tsy dia mety aminy, sady ilazana fa sarotra ampandrosoana ny Malagasy satria tsy natao hitady vola. Ny tantara sy ny fomba anefa dia milaza fa mahay mitady vola ihany izy ireo, fa ny ataony rehetra momba an’izany, dia tsy maintsy manaraka ny fenitrin’ny nentin-drazana, misalotra tanteraka ny hasina sy ny fihasinana, izany hoe manaraka sy tafiditra anaty fomba amam-panao.

Tenizaha:hasina, vola, fihariana, fomba, tantara ekonomika

23/02/2023