MÉMOIRE DE L’ACADÉMIE MALGACHE

Mémoire de l’Académie Malgache

Sorry, this entry is not available in english.

Asasoratra miavaka, voka-pikarohana misongadina no raketina kosa ao anaty Mémoires de l’Académie Malgache. Manomboka eo amin’ny 100 pejy hatramin’ny 663 pejy eo ho eo izany, raha ny taona 2002 hatraty no zohina.

Misy koa ny fitadidiana ireo fihaonana manokana (Journée Mondiale de la Science, sns…) sy ireo Amboaran-dahatsoratra natolotra ireo Mpikambana mendrika sy nahafatra-po tamin’ny fampandrosoana ny asa fikarohana teto anivon’ny Akademia Malagasy, no voarakitra ho Mémoires de l’Académie Malgache.

Manaraka ny fenitra iraisam-pirenena ny Mémoires de l’Académie Malgache.

Singanina manokana ireto Mémoires de l’Académie Malgache manaraka ireto :

  • Mémoires de l’Académie Nationale des Arts, des Lettres et des Sciences, Fasc. LVIII, Amboaran-dahatsoratra atolotra ny Chancelier Henri RAHARIJAONA, Janvier 2012.
  • Mémoires de l’Académie Nationale des Arts, des Lettres et des Sciences, Fasc. LIX, Amboaran-dahatsorara atolotra an’Atoa RAMALANJAONA Gabriel, Octobre 2012.
  • Mémoires de l’Académie Nationale des Arts, des Lettres et des Sciences, Fasc. LX,     Amboaran-dahatsoratra atolotra ny Profesora RAZANAMPARANY Marcel sy Ramatoa RAMAROJAONA Hylda, vadiny.
  • Mémoires de l’Académie Malgache, Edition du Centenaire de l’Académie Malgache (1902 – 2001), Fasc. XLV,  Ny Asakaroka navoaky ny Akademia Malagasy (1902 – 2001) atolotr’i Rajaona ANDRIAMANANJARA.
  • Mémoires de l’Académie Malgache, Edition du Centenaire de l’Académie Malgache (1902 – 2001), Fasc. XLVI, Ny Mpikambana ao amin’ny Akademia Malagasy nosoratan’Atoa Rajaona ANDRIAMANANJARA.

Azonao jerena ato ny lohatenin’ireo lahatsoratra nivoaka tamin’ny Mémoire de l’Académie Malgache .