La violence sociale dans un mythe tsimihety
RAZAMANY Guy
Ity angano tsimihety iray ity dia fototry ny velankevitray mitondra ny lohateny Lebokahely. Io farany io
no mpandray anjara fototry ny tantara : faralahy ao amin’ny fianakaviany izy ery tsy tian’ireo rahalahany
noho ny aretiny. Noho io aretiny io no nanosika ny fiarahamonina soloin’ireo rahalahany androaka an’i
Lebokahely ; herisetran’ny fiarahamonina aminy izany mba tsy hamindra ny aretiny amin’ny fiarahamonina.
Araka izany, lasa niaina tamin’ny toerana morondrano izy, nanjono ; namokatra tsara ny jonony, tsy ho
enahazo trondro maro tamin’ny fintana fa nahazo tovovavy tsara tamin’ny fintana, Zazavavindrano izy.
Nanambady an’io izy ; nanana zanaka iray izy mivady
Tenizaha:
Zazavavindrano, jono, aretina, herisetra ara-piarahamonina
04/09/2024